Retour aux actualités
Environnement
30 juin 2026
Fanadiovana sisin-dranomasina
▶️ Taorian'ny fankalazana ny fetim-pirenena dia niroso avy hatrany tamin'ny fanadiovana ny sisin-dranomasina ny Commune Urbaine Toamasina tamin'ny alalan'ny Direction Environnement sy ireo fikambanana mpivarotra amin'ny bord mba hamerenana haingana ny fahadiovan'ny tanàna sy hitandroana tontolo madio sy mendrika ho an'ny mponina rehetra satria 𝗧𝗮𝗺𝗮𝘁𝗮𝘃𝗲 𝘁𝗮𝗻𝗮𝗴𝗻𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮, 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗺𝗶𝗳𝗮𝗻𝗸𝗮𝘁𝗶𝗮.