Vie de la commune

Toutes les actualités

Niditra dingana vaovao ny Commune Urbaine Toamasina sy ny Birao mahaleo tena miady amin'ny kolikoly Toamasina (BIANCO) amin'ny fiaraha-mientana ho an'ny fitantanana tsara sy ny fisorohana ny kolikoly.
Général

Androany no nanatanterahana ny fifanarahana fiaraha-miasa teo amin'ny andrim-panjakana roa tonta, na dia efa manao ezaka lehibe aza ny kaominina miady...

29 septembre 2026
Efa vita ary azo ampiasaina ny ampahan-dalana beton manomboka eo amin’ny Hôtel Marotia Tanambao V izay mivoaka eny Ambolomadinika, anisan’ireo asa fanamboaran-dalana tanterahin’ny  Commune Urbaine Toamasina iarahana miasa amin’ny Ministeran’ny Asa Vaventy
Travaux

Nijery ity lalana béton ity ny Ben’ny Tanànan’i Toamasina Alain Andriafanomezantsoa ary nanamafy fa hotohizana hatrany ny fanarenana ireo lalana simba...

26 septembre 2026
Nandritran'ny fitsidihana ny asa fanamboaran-dalana mampitohy ny fokontany Tanambao V sy fokontany Ambolomadinika izay nataon'ny Ben'ny tanana Alain Andriafanomezantsoa dia nihaino mivantana ny fangatahana sy ny hetahetan’ireo mponina teny an-toerana izy.

 Arak' izany dia hisy ny fanatsarana ny toerana filalaovana ho an’ny tanora dia fanamboarana terrain de basket-ball sy football eo amin’ilay toer...

26 septembre 2026
Notanterahina teto amin'ny PACT ( Port Academy Center Toamasina) ny dinika nasionaly momba ny LITCHIS sy ny fanondranana azy izay notarihin'ny filohan'ny GEL na GROUPEMENT DES EXPORTATEUR DE LITCHIS Andriamatoa Roland Ratsiraka izay sady Solombavambahoaka
Environnement

Manana ny maha izy azy tokoa ny sehatra litchis raha eto amintsika Madagasikara no resahana satria isika no mpanondrana vokatra litchis betsaka indrin...

25 septembre 2026
Fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny Salon de l' étudiant 2026 izy karakarain'ny Université Toamasina eto amin'ny Port Academy Center Toamasina (PACT),
Éducation

Nomena tombony amin'izany ireo nahazo bakalorea, ireo hiatrika bakalorea, ray aman-dreny ary ny besinimaro mba hahafantarana ireo fiofanana sy sampam-...

16 septembre 2026
𝗘𝗵! 𝗥𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗼𝘁𝗼 𝗱𝗶𝗮 𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗱𝗶𝗼!
Environnement

𝗘𝗵! 𝗥𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗼𝘁𝗼 𝗱𝗶𝗮 𝗲𝗳𝗮 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗱𝗶𝗼!

Hipaka eny anivon'ny Fokontany manombok'izao ny fampiharana ny Code Municipale d'hygiène na Fehezam-pitsipika mifehy ny fahadiovana. Androany dia nisy...

15 septembre 2026
Noho ny fiaraha-miasa amin'ny fanjakana foibe sy ny Commune Urbaine Toamasina dia efa natomboka ny fanamboarana ny lalana mirefy 600 metatra izay miainga eo amin’ny Hôtel Marotia Tanambao V ary mivoaka any amin’ny Bazary Ambolomadinika izay natao Béton.

 Ho fanatsarana ny fotodrafitrasa sy hisorohana ny dibondrano amin’ity faritra Béryl ity dia tsy maintsy amboarina sy hatsaraina ihany koa ireo l...

04 septembre 2026
Fanadiovana faobe natao teto Bazar kely
Environnement

Fanadiovana faobe natao teto Bazar kely

Fanadiovana faobe natao teto Bazar kely izay niarahana tamin'ny Commune Urbaine Toamasina amin'ny alalan'ny "Direction Technique". 𝗧𝗮𝗺𝗮𝘁𝗮𝘃𝗲 𝗧𝗮𝗻𝗮𝗴...

07 août 2026
Tonga ireo fitaovana entina hanampiana amin'ny fanarenana haingana ny tsena sy hanamorana ny fiverenan'ny mpivarotra amin'ny asa fivelomany  eto Bazar kely Toamasina avy amin'ny fitondram-panjakana toy ny

Tonga ireo fitaovana entina hanampiana amin'ny fanarenana haingana ny tsena sy hanamorana ny fiverenan'ny mpivarotra amin'ny asa fivelomany  eto...

05 août 2026