Toutes les actualités
Tonga niombom-po nijery ny vahoakan'ny Toamasina ary nihaona tamin'ireo mpivarotra niharam-boina teto amin'ny tsenan'ny Bazary kely ny irakin'ny Filohan'ny fanavaozana ny Répoblika Madagasikara izay isoloan'ireo Minisitra vitsivitsy tena.
Tonga niombom-po nijery ny vahoakan'ny Toamasina ary nihaona tamin'ireo mpivarotra niharam-boina teto amin'ny tsenan'ny Bazary kely ny irakin'ny Filoh...
Nisehoana hain-trano tao amin'ny tsenan'ny Bazar kely Toamasina
Nisehoana hain-trano tao amin'ny tsenan'ny Bazar kely Toamasina ny alin'ny Alahady faha 02 Aogositra 2026, Raha ny fantatra dia tamin'ny 10 ora sy 40...
Hiatrika Championnat National any Fianarantsoa ireo Club CRJS Volley-ball
Mijoro hatrany ny Commune Urbaine Toamasina amin'ny fanohanana ireo hetsika ara-panatanjahantena sy ireo klioba ary fikambanana miasa amin'izany seha...
Fête nationale française 🇫🇷
Une réception a été organisée au lycée français de Tamatave ce mardi 14 juillet afin de célébrer la fête nationale française. Déclarée fête nati...
Palmiers Royale" ahiana hianjera sy mety hampidi-doza mba hisorohana ny loza mety hitranga ety amin'ny Araben'ny fahaleovan-tena.
Na dia isan'ireo hazo mahazaka rivotra mafy aza ny " Palmiers Royale " dia mety hiteraka loza ho an'ny mpandalo sy ny fotodrafitrasa manodidina...
Minisitra Misahana ny Fanavaozana, Maître RAZAFIMANANTSOA Hanitra sy ireo tomponandraikitra eto an-toerana.
Napetraka tamin'ny fomba ofisialy androany tao amin'ny Lapan'ny Faritra atsinanana ny Talem-paritra Misahana ny Fanavaozana Atsinanana, Ramatoa RASOAN...
Fitokanana ny trano vaovao BIANCO Toamasina sy ny fankalazana ny Andro Afrikanina iadiana amin'ny Kolikoly.
Ho fankalazana ny Andro Afrikanina iadiana amin'ny Kolikoly (JALCC) 2026, izay ankalazaina isan-taona isaky ny 11 Jolay dia noho ny fandraisana andrai...
Notoloran'ny Ministère de l'Energie et des Hydrocarbures Lampadaire miisa 500 entina hanazavana ny tanàna ny Commune Urbaine Toamasina, ny Ben'ny tananan'i Toamasina Alain Andriafanomezantsoa no nandray izany.
Ny fiantoana ny famatsiana angovo sy hazavana dia antoka lehibe amin'ny fampandrosoana ny firenena sy fanatsarana ny faripiainana isan-tokantrano. Not...
éclairage public
Ety amin'ny araben'ny fahaleovan-tena no nametrahana voalohany ireo Jiro eny amin'ny arabe (éclairage public) ka manomboka eo amin'ny Esplanade...