Retour aux actualités
Général
18 juillet 2026
Hiatrika Championnat National any Fianarantsoa ireo Club CRJS Volley-ball
Mijoro hatrany ny Commune Urbaine Toamasina amin'ny fanohanana ireo hetsika ara-panatanjahantena sy ireo klioba ary fikambanana miasa amin'izany sehatra izany. Hiatrika Championnat National any Fianarantsoa ireo Club CRJS Volley-ball ka tonga nanome fankaherezana sy fanampiana azy ireo ny Ben'ny tanana Alain Andriafanomezantsoa ho fanohanana ireo tanora eto an-toerana.