Palmiers Royale" ahiana hianjera sy mety hampidi-doza mba hisorohana ny loza mety hitranga ety amin'ny Araben'ny fahaleovan-tena.
Retour aux actualités
Environnement 13 juillet 2026

Palmiers Royale" ahiana hianjera sy mety hampidi-doza mba hisorohana ny loza mety hitranga ety amin'ny Araben'ny fahaleovan-tena.

 Na dia isan'ireo hazo mahazaka rivotra mafy aza ny " Palmiers Royale " dia mety hiteraka loza ho an'ny mpandalo sy ny fotodrafitrasa manodidina ireo hazo na rantsana efa marefo sy simba taorian'ny rivo-doza. 

Efa mandeha arak'izany ny asa fanapahana ireo 

" Palmiers Royale" ahiana hianjera sy mety hampidi-doza mba hisorohana ny loza mety hitranga ety amin'ny Araben'ny fahaleovan-tena.