Retour aux actualités
Éducation
16 septembre 2026
Fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny Salon de l' étudiant 2026 izy karakarain'ny Université Toamasina eto amin'ny Port Academy Center Toamasina (PACT),
Nomena tombony amin'izany ireo nahazo bakalorea, ireo hiatrika bakalorea, ray aman-dreny ary ny besinimaro mba hahafantarana ireo fiofanana sy sampam-pianarana misy ho fanomanana ny ho avy.
Malalaka sy maimaim-poana ho an’ny rehetra ny fidirana ka tongava maro.