Fiarahabana sy fanolorana firariantsoa
Retour aux actualités
Général 23 juin 2026

Fiarahabana sy fanolorana firariantsoa

▶️ Androany no fotoana nosafidian'ireo Tale sy lehiben'ny sampan-draharaha eto anivon'ny Commune Urbaine Toamasina hiarahabana sy hanolorana firariantsoa ho an'Andriamatoa Ben'ny Tanàna Alain Andriafanomezantsoa noho ny fetin'ny Ray izay nankalazaina vao haingana. Amin'ny maha Ray aman-dreny sy mpitarika dia nankasitraka manokana ny ezaka sy ny fanoloran-tenany amin'ny fitantanana sy fampandrosoana ity tanagnantsika ity ireo mpiara-miasa aminy.

Mirary soa ho anao Andriamatoa Ben'ny tanana.

#23Juin2026