Retour aux actualités
Général
23 juin 2026
KERMESS DE L'ARMÉE
▶️ Nosokafana tamin'ny fomba ofisialy androany faha 23 Jona 2026 ny"𝑲𝑬𝑹𝑴𝑬𝑺𝑺 𝑫𝑬 𝑳'𝑨𝑹𝑴É𝑬" izay aharitra hatramin'ny Alahady faha 28 Jona 2026 ho avy izao. Izany dia tafiditra tanteraka ao anatin'ny fankalazana ny faha 66 taona nahazoana ny fahaleovan-tena.