Marche de l'indépendance
Retour aux actualités
Général 23 juin 2026

Marche de l'indépendance

▶️ Tontosa androany maraina ny diaben'ny fahaleovantena , nandraisan'ireo mpiasam-pajakana isantsokajiny anjara izay tafiditra ao anatin'ny fankalazàna ny faha 66 taona nahazoana ny fahaleovan-tena. Nanomboka teny amin'ny Lycée Jacques RABEMANANJARA, Boulevard Ratsimilaho ary nofaranana teny amin'ny Araben'ny fahaleovan-tena.

#23Juin2026