Retour aux actualités
Environnement
07 juillet 2026
Tao amin'ny Fokontany Dépôt eo amin'ny sapanan'ny GTE mankany amin'ny Rond point jovenna no nanohizana ny asa fanalana fako mba hisorohana ny loto sy ny fofona manelingelina ary hitandroana ny fahasalaman'ny mponina
Mitohy hatrany ny ezaka fanadiovana sy fitandroana ny fahadiovan'ny tanàna. Tao amin'ny Fokontany Dépôt eo amin'ny sapanan'ny GTE mankany amin'ny Rond point jovenna no nanohizana ny asa fanalana fako mba hisorohana ny loto sy ny fofona manelingelina ary hitandroana ny fahasalaman'ny mponina.
Manentana ny rehetra mba hanaja ny toerana fanariam-pako sy ny fandaharam-potoana fanariana fako, ary hiara-hientana amin'ny fitandroana ny fahadiovan'ny tanàna.
𝗧𝗮𝗺𝗮𝘁𝗮𝘃𝗲 𝘁𝗮𝗻𝗮𝗴𝗻𝗮𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮, 𝗺𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼𝘀𝗼 𝗺𝗶𝗳𝗮𝗻𝗸𝗮𝘁𝗶𝗮